Archive for the 'Uncategorized' Category

Araka ny fandinihana nataon’ny manam-pahaizana angilisy iray Adrian White mikasika ny fahasambarana dia ry zareo any Danemark no mponina sambatra indrindra amin’ny firenena 178 eto an-tany. Mba ahatongavany amin’izany filaharana izany dia noraisiny ny fahasalamana (santé), ny harena (richesse), ny fampianarana (education), ny fototra ijoronan’ny firenena (identité nationale), ny hatsaran’ny voatr’andriamanitra (beauté des paysages) dia […]

Ankamantatra : – Nisy zaza kely vao teraka enim-bolana dia maty, fa nahoana ary ? – Valiny : satria Vita sinoa Tsssss !!!! mba marina kosa hoe ! marina fa malemy sy mora simba ny vita sinoa fa na izany aza v !!!! Vao naheno ilay resaka Ronono sinoa mivadika iny izaho dia tonga dia io ankamantatra io no tao an-tsaiko. […]

Salanitra! Araka ilay ohabolana afrikana hoe ” Quand un vieillard meurt, c’est une bibliotheque qui disparait”. Tena marina tokoa io satria dia very olo-manga ny firenena taminy nahalasa an’i Rado iny! Ny ahy ity tonon-kira iray nosoratany ity no tena mba tiako indrindra amin’ireo sangan’asany nosoratany ka dia mba zaraiko aminareo Aza avela hahalala! Aza […]

Salanitra!

09Sep08

Tonga soa eto amin’ity blaogy ity, sehatra iray mba hi-tafasirintsika momba ireo eritreritra sendra nandalo rehetra ara-politika, toe-karena, sosialy, fanatanjaha-tena, finoana …. « Le pessimiste se condamne a être spectateur » hoy i Goethe, koa mba tsy ho mpijery baolina sy ho vonto-fo ary ho tapaka lalan-dra amin’ity fiainana ity dia aleoko mba eto amin’ity blaogy ity […]