Archive for the 'Malaza!' Category

Teny ambony fiara-karetsaka hande hiasa aho omaly no sendra nahita fiara vaovao sy tsara be an’ny masoivoho vahiny iray izay, dia toran’ny hehy irery aho nahita ilay fiara ka nanontany ahy ilay mpamilin’ilay fiara-karetraka hoe « salama v ramose ? » sady gaga izy ! Eny ! hoy aho namaly « mazava ho azy !! » Tsy hoe akory tanavo vao miakatra ny tana-dehibe […]