Vita sinoa vs Vita gasy

Ankamantatra : – Nisy zaza kely vao teraka enim-bolana dia maty, fa nahoana ary ? – Valiny : satria Vita sinoa Tsssss !!!! mba marina kosa hoe ! marina fa malemy sy mora simba ny vita sinoa fa na izany aza v !!!! Vao naheno ilay resaka Ronono sinoa mivadika iny izaho dia tonga dia io ankamantatra io no tao an-tsaiko. … Continue reading Vita sinoa vs Vita gasy